Teny iditra (1/3) | 1 fanjatoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fizarana zato |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l'action de diviser en cent |
Fototeny | 5 zato |
Teny iditra (2/3) | 6 fanjatoana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Anarana ilazana ny hatotanana fasiana haba na tsimikatona |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3] le poignet où se place le bracelet |
Fototeny | 10 zato |
Teny iditra (3/3) | 11 fanjatoana |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] the place of obtaining riches. Comp. mpanjato be |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] l'action de s'enrichir, le moyen, le motif |
Fototeny | 15 zato |
Fivaditsoratra | 16 fanjatoana, tafajanona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |