Teny iditra (1/4) | 1 fanjava |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
vola 4 [1.1] Vola |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] riches, money, wealth |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] ancien nom de la piastre (monnaie d'argent) en pays sakalava. [Sakalava]
|
Ohatra |
7 [1.406#] Refa afaka fanjava telo zey ny setroko an-traŋo, de nanjary lelahy be. |
Teny iditra (2/4) | 8 fanjava |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Taimoro]
volana (manazava alina) 11 [1.1] volana 12 [1.13] fotoana mitovy amin'ny faharetan'ny fihodinan'ny volana amin'ny tany |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] The moon |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] mois lunaire |
Voambolana |
15 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 17 fanjava |
Fototeny | 18 java |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.78] [Bara]
volana, teny |
Teny iditra (4/4) | 21 fanjava |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] [Provincial]
a charm or medicine for colic |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.196] [Sakalava, Mahafaly]
Préparation qu'on administre contre les douleurs abdominales et les coliques (voir odikibo et odimandalo) |
Voambolana |
25 Fivavahana, finoana 26 Fahasalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |