Teny iditra fanjava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] vola [1.78]
  [Sihanaka] Vola [1.78]
 Vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Riches, money, wealth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Ancien nom de la piastre (monnaie d'argent) en pays sakalava. [1.196]
Ohatra Refa afaka fanjava telo zey ny setroko an-traŋo, de nanjary lelahy be. [1.406]

Teny iditra fanjava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Volana (manazava alina) [1.78]
  [Bara] Volana [1.78]
 Volana [1.1]
 Fotoana mitovy amin'ny faharetan'ny fihodinan'ny volana amin'ny tany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The moon [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Mois lunaire [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra fanjava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A charm or medicine for colic [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly, Sakalava] Préparation qu'on administre contre les douleurs abdominales et les coliques (voir odi-kibo et odi-mandalo) [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18