Teny iditra (1/3) | 1 fanjehy |
Fototeny | 2 zehy |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manjehy, mandrefy amin' ny zehy Azo zehena: Omby mitsangana tsy fanjehy |
Teny iditra (2/3) | 5 fanjehy |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.13] fitaovana entina manoritra faribolana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] compas |
Tovy hevitra | 9 fanoritamparibolana, kompa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 14 fanjehy |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.19] [Tankarana]
chenille. |
Voambolana |
17 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fivaditsoratra | 18 fanjehy, hifenja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |