Teny iditra (1/2) | 1 fanjoko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny olona manjoko, miondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampahonena fa tsy tokony hampihomehy ny fanjokon' ny olona be taona |
Fototeny | 4 joko |
Teny iditra (2/2) | 5 fanjoko |
Sokajin-teny | 6 anarana fanjo sy mpisolo |
Fototeny | 7 fanjo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
![]() |