Teny iditra fanjozoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy jereo fonjozoro [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay voir fonjozoro [Abinal 1888, Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Ary nony vita dia entiny mitsangana ny zaza, ka tantazany vorodamba sarika eo ambanin' ny ferin-jaza, ary raha tsy misy ny sarika, dia fanjozoro no asolo azy. [Rainandriamampandry: Tantara]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13