Teny iditra fankamasinana (masina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina; fanajana, fitsaohana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fanamasinana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31