|
|
|
|

Teny iditra1  fanoavana
Fototeny  2  toa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#704] La soumission, l’obéissance, le motif pour obéir
Ohatra  5  [2.643#] Tovolahy be herim-po sady feno fanoavana.
6  [4.27#] ny fanaovan-ko zavatra ny fanoavana ny fitsipi-pitondran-tena dia mandidy ny mpilatsa-kofidina ho Filoham-pirenena
7  [2.436#] Hajia: zavatra na vola fandoa araka ny fomba efa narahina ela ho fanajana sy ho fanoavana ny mpanjaka na ny tom-pomenakely na ny olona ambony.
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :

Fivaditsoratra  10  fanaovana, fanoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21