|
|
|
|

Teny iditra1  fanodokana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Famitahana amin' ny fijerena
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#615] Action de tromper par de fausses apparences, le moyen, le motif
Ohatra  5  [2.996#] ny trano ao Akziba dia ho fanodokana ho an' ny mpanjakan' Israely.
Fototeny  6  sodoka

Fivaditsoratra  7  fandokoana, fanodokana, nodakofana, nodokafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21