|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanofanana
Fototeny  2  ofana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] famolavolana
5  [1.1] Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy
Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] formation
Ohatra  7  Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320]
8  Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy? [4.27#2013/09/25]
9  Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako. [2.356#186]
Lohateny  10  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana : Vocabulaire de l'éducation et de la formation (Akademiam-pirenena Malagasy)

Teny iditra (2/2)11  fanofanana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.19] [Tankarana] talisman contre la foudre, comme fandemy.

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12