|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanohana
Fototeny  2  tohana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera
Azo tohaina
Ohatra  5  Olona fatra-panohana ny mahantra izy [1.1#630]

Teny iditra (2/2)6  fanohana
Fototeny  7  toha
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Fanakanana, fanoherana
10  [1.13] singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] butée

Fivaditsoratra  12  fahonana, fanahona, fanohana, fonahana, hanafoan, hanafona, hanofana, nofahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20