Teny iditra | tohana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera ¶ Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | a support, a prop [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | support, soutien [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon ¶ figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [Abinal 1888] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | tohana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Tsy fivalanana [Rajemisa 1985] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny iditra | tohana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] tohotra, nonon'omby [Rakotosaona 1975] | ||||
Teny iditra | tòhaña | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] fefy [Rakotosaona 1975] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/04 |
![]() |