Teny iditra fanohanana (tohana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotra ny fanohanana io tamboho io tsy hianjera
¶ Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana
¶ Fanampiana, famonjena: Tsy vita itỳ sekoly itỳ raha tsy nisy ny fanohanan' ny zanaka am-pielezana [Rajemisa 1985]

2009/02/23