Teny iditra | fanohinana (tohina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikasihana kely fotsiny; fampihetsehana fo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de toucher légèrement, l’instrument, le motif [1.3] | |
Ohatra | ary ny fanohinana ny hatezerana, miteraka fifandirana.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |