|
|
|
|

Teny iditra1  fanohitra
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
Azo toherina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#710] Ce à quoi on peut résister, manière de résister
Ohatra  5  [2.996#] Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza?
Fototeny  6  tohitra

Fivaditsoratra  7  fanohitra, fitrohana, hanifotra, hifatoran, hofantari, hofaritan, hotarafin, nafahitro, nahifotra, nifohatra, nihafotra, Ny hafatro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21