Teny iditra fanoko (toko)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manoko, na mametraka isan-tokony avy
¶ Azo atoko [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanoko
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] provincial for erany, sahaza, tokony [Richardson 1885]

Teny iditra fanoko
Sokajin-teny anarana fano sy mpisolo
Famaritana anglisy my see turtle(s) [3.1]
Famaritana frantsay ma tortue de mer, mes tortues de mer [3.1]

2013/11/22