Teny iditra | 1 fanolokoloana |
Fototeny | 2 kolokolo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fikarakarana, fikajakajana, fanaovana izay hahasoa: Ankiniko aminao ny fanolokoloana ireto zaza ireto |
Tovy hevitra | 5 fanakolokoloana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |