Teny iditra kolokolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] safosafo [1.78]

Teny iditra kolokolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny feon'ny vorontsiloza na enti-miantso ny vorontsiloza mihitsy koa [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra kolokolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tahom-bary maniry indray eo amin' ny fototra avy nijinjana, taho avy nanapahana vary mamoaka vary indray. [1.1]
 Fikarakarana atao amin' ny zavamaniry na biby na olona mba hisakanana azy tsy ho simba na harary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (dans toute l'île). Regain d'une culture. Par exemple les épis de riz qui se reforment après la moisson s'appellent kolokolom-bary. On leur prête des vertus magiques . c'est ainsi qu'ils entrent dans l'ody-taratra ou remède contre le sortilège appelé taratra, qui consiste à capter l'image d'une personne dans un miroir ou dans l'eau en prononçant des imprécations à son encontre. On dit aussi kolokolom-bomanga : la récolte de patates douces qui repousse à partir des tubercules oubliés dans le champ, etc. Le kolokolo est la part des enfants et des personnes incapables de se livrer elles-mêmes à la culture normale. [1.196]
Ohatra 
1Gaga anao aho, Ratsianketsa, raha ny kolokolo no nanjary vary, ary ny zokim-pitia no nanjary saikiny. [2.69]
2Izao no nasehon' ny Tompo Iaveh tamiko, dia indro izy fa namorona valala, tamin' ny fotoana vao itsimohan' ny kolokolo, dia ny kolokolo avy nijinjana ho an' ny mpanjaka. [2.996]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27