Teny iditra (1/2) | 1 fanolorana |
Fototeny | 2 olotra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité [1.3#461] |
Teny iditra (2/2) | 6 fanolorana |
Fototeny | 7 tolotra |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny 10 Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif [1.3#718] |
Ohatra |
12 koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa. [2.59#] 13 Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. [2.285] |
Lohateny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |