Teny iditra (1/2) | 1 fanolorana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 olotra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#461] l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité |
Teny iditra (2/2) | 6 fanolorana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fototeny | 8 tolotra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#718] l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif |
Ohatra |
11 [2.59#] koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa.
12 [2.285] Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. |
Kamban-teny rehetra |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |