Teny iditra (1/2) | 1 fanomba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manomba, na misakobona amin' ny lamba na zavatra hala |
Fototeny | 4 omba |
Teny iditra (2/2) | 5 fañomba |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
fifanampiana, farimbona |
Fivaditsoratra | 8 fanomba, fañomba, fombana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |