Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | action de suivre, d'aller ensemble ¶ action de se ranger du côté de quelqu'un [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | actonde couvrir, d'envelopper ¶ action de protéger [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
fiarahana [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
inoana [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny ¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
omba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
sangomby [Rakotosaona 1975]
|
|