|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanomba
Fototeny  2  omba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manomba, na misakobona amin' ny lamba na zavatra hala

Teny iditra (2/2)5  fañomba
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tanala] fifanampiana, farimbona

Fivaditsoratra  8  fanomba, fañomba, fombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08