Teny iditra fanombana (omba)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanombana (tombana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fañombana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] fandoavana (sakafo, rano, ets.) [Rakotosaona 1972]

2012/11/15