|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanombana
Fototeny  2  omba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra

Teny iditra (2/3)5  fanombana
Fototeny  6  tombana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana

Teny iditra (3/3)9  fañombana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tambahoaka] fandoavana (sakafo, rano, ets.)

Fivaditsoratra  12  famboanan, fañombana, fanombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08