Teny iditra | 1 fanombinana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fakana, fanalana ilany na sombiny na potiny kely 4 [1.13] fakana ampahany kely amin-javatra iray |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] prélèvement |
Fototeny | 6 sombina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |