Teny iditra (1/2) | 1 sombina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] une parcelle, un fragment, une miette |
Ohatra |
5 [2.285#] Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny sombina io |
Teny iditra (2/2) | 15 sombina |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] ébréché, dont on a enlevé un morceau |
Fivaditsoratra | 19 ambosin, asombin, nambosi, nambosy, nasombi, nosimba, sambony, sinambo, sombina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |