|
|
|
|

Teny iditra1  fanome
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana
Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#464] Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner
Ohatra  5  [2.366#] Ary ny fanome voninahitra ny ambassadors dia hataonay.
6  [2.59#] fa lany ny vola fanome ho an'ny Mpampianatra any avaratra.
Fototeny  7  ome

Fivaditsoratra  8  afenom, fameno, fanome, fomena, mañefo, mañofe

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21