Teny iditra (1/3) | 1 fanompana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 ompa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho |
Teny iditra (2/3) | 5 fanompana |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fototeny | 7 ompana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina |
Teny iditra (3/3) | 9 fanompàna |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
sinibe |
Fivaditsoratra | 12 fanampona, fanompàna, fanompana, mpanofana, nampanofa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |