Teny iditra sinibe (siny, be)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay citerne [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany. [Andraina: Mitaraina, takila 21]
2sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?
[Fox: Hainteny, laharana 75]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31