|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanompoana
Fototeny  2  tompo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama
5  [1.1] Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama.
6  [1.13] asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] servitude; services rendered; forced labor under former government regulations
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8, 1.13] corvée
9  [1.8] servitude; action de servir
Ohatra  10  fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana [2.59]
11  fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana [2.298]
Kamban-teny 
Lohateny  15  Le Fanompoa be et le Famadihana (Assoumacou Elia Béatrice)
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny fanompoana io

Teny iditra (2/2)17  fanompoana
Fototeny  18  tompo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.1] Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra
Ohatra  21  Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [2.356]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01