Teny iditra fanondraka (tondraka)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manondraka, mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy
¶ Azo tondrahana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanondraka (tondraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] [Mod. s. from manondraka (tondraka).] Salt. (Prov.) [Richardson 1885]

2009/04/07