|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanondrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  ondrana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin' ny lakana na sambo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#466] Ce qu’on embarque, manière d’embarquer

Teny iditra (2/2)6  fanondrana
Sokajin-teny  7  anarana
Fototeny  8  ondrana
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Fomba na toetran' ny olona manondrana, na mihetsika hadalana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#466] L’air imbécile

Fivaditsoratra  12  fanandrano, fandronana, fanondrana, fondranana, nafondrana, nandarofan, nandraofan

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10