Teny iditra (1/2) | 1 fanondranana |
Fototeny | 2 ondrana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo |
Ohatra |
5 Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana [2.649#] |
Teny iditra (2/2) | 6 fanondranana |
Fototeny | 7 ondrana |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana |
Fivaditsoratra | 10 fanandronana, fanondranana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |