Teny iditra fanondro (tondro)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
¶ Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanondro (tondro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Mod. s. from manondro (tondro).] The index finger; lit. the pointer. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay l'index [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  ankibe ~ fanondroadala ~ manarapoana ~ ankikely

2015/03/08