|
|
|
|

Teny iditra1  ankibe
Singan-teny  2  anky, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le pouce
Ohatra  6  [2.4#] Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa.
7  [2.436#] Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra.
Voambolana  8  Haiaina
Tsipelina hafa  9  ankihibe
Tovy hevitra  10  ankihibentanana
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny ankibe io

Fivaditsoratra  20  ankibe, kabine

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21