|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanondro
Fototeny  2  tondro
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo

Teny iditra (2/2)5  fanondro
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana?
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] The index finger; lit. the pointer.
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] l'index
Ohatra  10  anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281]
11  ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany [1.519]
Voambolana  12  Haiaina
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Fivaditsoratra  23  fanondro, fondrano

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30