Teny iditra | 1 fanonena |
Fototeny | 2 tony |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo |
Fivaditsoratra | 5 fanenona, fanonena, fonenana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |