|
|
|
|

Teny iditra1  fanonjina
Fototeny  2  tonjina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manonjina, na mampirona, mampiraika
Azo atonjina, araika, arona

Fivaditsoratra  5  fanonjany, fanonjina, nafonjany

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14