|
|
|
|

Teny iditra1  tonjina
Fototeny  2  onjina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sasatra, vizaka, valaka
Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  10  tonjana
Mpanahaka  11  miraidraika, mihilangilana miankavia miankavanana, mialoha miaoriana

Fivaditsoratra  12  atonjin, natonji, tonjina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21