Teny iditra fanonona (onona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanonona (tonona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny
¶ (jereo ankanonona, na fampanonona) [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanonona (tonona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma. [Richardson 1885]

2012/11/15