Teny iditra | onona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fitony, fandry, filamina [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | root of ononina, mionona, iononana, onony [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | calme, tranquillité, paix, oubli complet d'une douleur, action de s'apaiser [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | onina | |||
Teny iditra | onona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fandikana anglisy | [Provincial] a provincial word for olona [Richardson 1885] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |