Teny iditra fanorana (orana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanorana (otra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanorana (torana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [Rajemisa 1985]

2012/11/15