Teny iditra | fanoranana (orana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy) [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanoranana (torana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | anesthésie générale [SLP 1986] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |