Teny iditra | 1 fanoratana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 soratra |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] A writing table or desk. |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] l'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause |
Ohatra |
11 [2.59#87] amy ny ilay boky fanoratana ny andevo 12 [2.366#184] Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets. 13 [2.356#45] Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany! |
Fivaditsoratra | 14 fanoratana, nafatranao, nofaratana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |