Teny iditra | 1 fanorenana |
Fototeny | 2 orina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana 5 [1.13] fanamboarana, fananganana |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a foundation. See fanambaniny (ambany). 7 [1.7] the act of founding; a foundation |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] action de fonder; fondation 9 [1.13] construction |
Ohatra |
10 ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. [2.508] 11 Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [2.245] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
15 Randzavola: fanorenana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 16 faneronana, fanonerana, fanorenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |