Teny iditra | 1 fanosena |
Fototeny | 2 hosy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanitsahana amin' ny tongotra; famakiana ny bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy ho azo amafazana na anetsana; fambaboana fananan' olona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |