Teny iditra | fanosorana (hosotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fantavonana na fandalorana amin' ny menaka, loko... fanamasinana, fametrahana na fanokanana hiandraikitra raharahalehibe sy ambony [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | the act smearing, anointing, or painting; an act of consecration [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | action d'enduire, oindre, de peindre action de consacrer [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |