|
|
|
|

Teny iditra 1  hosotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a smearing, the act of applying a coating; an anointing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 action d'enduire, d'oindre, de peindre [1.3, 1.8]
5 Action de mettre un enduit, de passer une couche de peinture, de vernis, de chaux, de savon, de graisser, de frictionner, de laver le dos avec la main, de couvrir de boue
6 fig. action de calomnier [1.3]
7 badigeonnage [1.13]
Ohatra  8  Fanjakana "voalahatr'Andriamanitra" ho an'ny vahoaka, ka ny Mpanjaka no nahazo "hosotra sy fitahiana" hanjaka. [2.508#417]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how hosotra
Lahatsoratra  31 Randzavola: hosotra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  32 hatsôro, hosotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28