|
|
|
|

Teny iditra1  fanosy
Fototeny  2  hosy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba enti-manosy
Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary
Ohatra  5  Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy. [2.649#]

Fivaditsoratra  6  fanosy, fisano, fosain, ifosan, nafosi, nifosa, nisafo, nosafi, safoin, sofina

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14